|
|
|
|

Entry1  antitra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
Explanations in Malagasy  7  Be taona, ela niainana: Efa antitra dia antitra i dadabe fa ila tsy afaka mandeha intsony
8  Zavamaniry fihinana toy ny katsaka, tsaramaso, mangahazo... efa azo hanina, tonga amin' ny fotoana efa ahazoana mihinana azy: Efa antitra ireto mangahazo ireto fa hadio
9  (loko) Tsy matsora, fa matevintevina: Soloy manga antitra itỳ lambam-baravarankely
10  Lany andro, tsy fampiasa intsony: Efa lamaody antitra izany dihinareo izany, hoy i Koto tamin-dRainy
11  Antitra, tranainy, goga, konka, golagoay. [1.1]
Explanations in English  12  mature, ripe, aged, old, permanent, durable, gone through with, completed, perfected; deep as applied to colours; old in the sense of used up, or worn out, as a pen, a coat, etc. [1.2]
13  mature; aged; dark (of colors); [1.7]
Explanations in French  14  âgé, vieux; mûr; foncé [1.8]
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Proverbs  28  Proverbs containing the word antitra
Article  29  Randzavola: antitra ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/07/14