|
|
|
|

Entry 1  anombohana
Root  2 tomboka
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#720]
Examples  8  Ary isan' ny fampiharana tsy azo ialana an' izany ny fampisondrotana ny karama, ka ny karama farany ambany no anombohana azy sy ny vola miditra hafa. [4.27#2006/11/17]
9  Ny mponina dia mila loatra mahita vatana pretra, masera, kristiana mpikatroka, katesista, olona azony solokiana, olona azony fetsena raha ilaina, azony anombohana fifampiraharahana. [1.369#]

Anagrams  10 ambonohana, anombohana

Updated on 2026/04/19