|
|
|
|

Entry 1  anoarana
Root  2 hoatra
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3#256]
Examples  8  Tsy te-hino ny saiko adalan' ny nenina, nefa teo anoloan' ny tsy azo anoarana, dia voatery tsy maintsy nanaiky ny zava-nisy. [2.471#]
9  Tsy ilaina angamba ny hilaza fa iry fian-kevitra voalohany no notohanan'ny Frantsay, nony tojo ny tsy azo anoarana izy, ka voatery hanome antsika fizakan-tena? [2.503#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21