|
|
|
|

Entry 1  ankabeazany
Root  2 be
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay [1.1]
Explanations in French  6 grande quantité, majorité, la plupart [1.5]
Examples  7  Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. [1.38#29]
8  Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472#245]
9  Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471#41]
Other spellings  10 ankabiazany
Analogs  11  ankabetsahany, 12  ankamaroany
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ankabeazany

Updated on 2026/04/22