|
|
|
|

Entry 1  anjaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Explanations in Malagasy  10 [Betsimisaraka] fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [1.78]
11 Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina
12 Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1]
Explanations in English  13 a bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [1.2#52]
Article  14 Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15 akanja, anjaka, 16 jakana, Jakàna

Updated on 2026/08/19