|
|
|
|

Entry 1  andrenesana
Root  2 re
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in English  8 the situation in which hears someone or something [2.931]
Explanations in French  [1.3#519]
Examples  9  Maro karazana no andrenesana ny toetrany amy ny filany. [2.59#]
10  Mangidy andro andrenesana matetika ny filazana ny marina; [2.285#]
11  Diska andrenesana tsara ny fanonona marina ny teny rehetra. [2.332#]
12  Dia mampiandrandra ny maso ho any amin' ny avo izany, ka andrenesana ilay teny soa mahefaly hoe: [1.38#1027]
13  Raha mba manana anadahy mantsy hianao, anaka, ka nahafaly ny andrenesana azy vita fianarana amin'ny sekoly ambony any Antanana, sady mahafapo ny vazaha sy ny mpampianatra ny fitondrantenany! [2.324]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andrenesana
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21