|
|
|
|

Entry 1  andrefesana
Root  2 refy
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3#521]
Examples  8  Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27#]
9  ary azo lazaina koa fa io no andrefesana ny fahalalàna sy ny fahamendrehan' izay firenena na izay olona izay, na dia faran' izay tso-piaina aza izy. [2.296#]

Updated on 2026/04/19