|
|
|
|

Entry 1  andramana
Root  2 andrana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Betsimisaraka] enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony [1.78]
9 Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka
10 Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! [1.1]
Explanations in English  11 to be tasted, to be commenced, to be tried. [1.2]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word andramana
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21