| Entry | 1 andosirana |
| Root | 2 lositra |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Morphology |
|
| Explanations in English |
8 from whom who flees
[1.7] |
| Explanations in French |
[1.3#400] 9 qu'on fuit [1.8] |
| Examples |
10 Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty?
[2.1022]
11 Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. [2.296#97] 12 Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#111] |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|