|
|
|
|

Entry 1  andevozina
Root  2 andevo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana [1.1]
Explanations in English  9 to be enslaved [1.2, 1.7]
10 to be reduced to slavery. [1.2]
Explanations in French  11 qu'on traite en esclave [1.8]
Examples  12  ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy. [2.313#]
13  Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. [2.366#]
Synonyms  14 andevoina

Anagrams  15 anandevozy, andevozina

Updated on 2026/04/22