Entry | 1 andefasana (lefa) |
Part of speech | 2 relative verb |
Explanations in French |
3 Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un) [1.3#395] |
Examples |
4 tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama). [2.470] 5 Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba. [2.472] 6 Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io. [2.117#] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 andefana |
Updated on 2023/01/20 |