|
|
|
|

Entry 1  anavahana
Root  2 avaka
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3#67]
Examples  8  Ny fotoana anaovana azy, amin'ny alina maty masoandro ihany sisa no anavahana sy anajana ny olobe. [2.606#105]
9  manome hasina ny fiainam-piaraha-monina, tsy misy fanavakavahana ara-paritra, ara-piaviana, ara-poko, ara-pinoana, ara-pirehan-kevitra politika, ary tsy anavahana ny lahy sy ny vavy. [1.320#]

Updated on 2026/04/19