|
|
|
|

Entry 1  anapahana
Root  2 tapaka
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3#682]
Examples  8  nefa kosa, raha ny hevitry ny vitsy no araka ny Soratra Masina, dia ny azy no anapahana ny raharaha. [2.649#]
9  Trano ravinkazo na ravin' ahitra afompona iny izy mbola mitsangana iny nefa tsisy anapahana no Sifo lazaiko eto. [2.245#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21