|
|
|
|

Entry 1  ampitondraina
Root  2 tondra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Navoakako ny vola arivo ariary nampitondrain' i Vola ahy handoavako ny [2.4#39]
8  ary tsy misy mahita ny olona, ny marary hiany no mahita ny ampitondraina azy; [2.48#643]
9  Ireny olona ireny no ampitondraina vola ka hafarana zavatra kely tiana hovidiana, tsy mahandry ny tsenan-Jomà. [2.470#134]

Updated on 2026/04/19