|
|
|
|

Entry 1  ampiarahana
Root  2 araka
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Ahoana no ampiarahanao ireo zaza ireo? (pourquoi faites-vous aller ensemble ces enfants?) [1.3#59]
8  Ho fanatanterahana izany dia tokony horaketina ho lalàna fa tsy azo ampiarahana ny asa-miaramila sy ny fanaovana politika na asa hafa. [4.27]

Anagrams  ampiarahana, 9 manapariaha

Updated on 2026/04/19