|
|
|
|

Entry 1  ampianarana
Root  2 anatra
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3#37]
Examples  8  Toraka izany ihany koa ny mikasika ny fanovana ny boky ampianarana izay tsy ahitam-bokatsoa raha tsy dimy taona aty aoriana [4.27#2006/10/20]
9  Fotoana vitsivitsy isan-kerin' andro no ampianarana sekoly alahady ireo, nefa ny ray aman-dreniny kosa mampianatra azy andro aman' alina. [1.353#]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ampianarana

Anagrams  ampianarana, 11 anampairana

Updated on 2026/04/19