|
|
|
|

Entry 1  ampalesina
Root  2 ampaly
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza
9 Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany
10 Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy [1.1]
Explanations in English  11 to be smoothed with the ampaly leaves; fig. used of any business well arranged and conducted. [1.2]
12 to be sandpapered [1.7]
Explanations in French  13 qu'on polit au papier verre [1.8]
Synonyms  14 ampalina
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22