|
|
|
|

Entry 1  amoriana
Root  2 vory
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#860]
Examples  8  Hoy ny mpitana hazomanga: «Ny antony amoriana anareo fokonolona dia maty Ranona. [2.436#]
9  Koa zava-dehibe vitsivitsy no amoriana anareo havan' Andriana, ianareo Andriambaventy sy miaramila ary ny vahoaka tsy an-kanavaka ankehitriny, eto Andohalo. [2.528#130]

Anagrams  10 amoirana, amoriana, 11 anamaroy, 12 anamoray

Updated on 2026/02/26