|
|
|
|

Entry 1  amoizana
Root  2 foy
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Examples  8  Moa tsy hianao no namoizako ny tena fototro rehetra Fanjakana! [2.928]
9  Raha fitaka nampianarin' olona io, nahoana no dia sahin' ny mpivavaka amoizana ny ainy? [2.285]
10  Dia izany tokoa mantsy no hita eto amin' ny fiainana: vidina lafo matetika ny ala tahaky ny lanitra izay anefa amoizana ny lanitra. [2.313#]
11  Maty aho, ray vahoaka, fa nilazan' olona ny kobaka am-bava, ny vojana an-tenda, ka ny vavany nalefaka androtr' izay no namoizako ny ahy tsy foiko; [2.69]

Anagrams  amoizana, 12 azo maina

Updated on 2026/04/19