|
|
|
|

Entry 1  amboribory
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Examples  4  Misy zavatra tsy azo vinanina Marina anefa fa mety iankinan' ny toetry ny olona sy ny anjarany ny tonon' andro sy ny tonom-bolana sy ny tonon-taona nahaterahany: fa ny zava-tsy azon' ny mpanandro atao, dia ny milaza amboribory hoe izay teraka alahamady toa an-dRamboasalama sy Ralambo dia ho lasa mpanjaka, ary izay teraka alahasaty dia ho lasa mpamosavy. [2.296#113]

Updated on 2026/04/19