|
|
|
|

Entry 1  ambolena
Root  2 voly
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany
9 (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) [1.1]
Explanations in French  10 planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci) [1.196]
Examples  11  Tokony hoheverina ary ny momba ireo tanimbary izay tsy ambolena hafatsy vary hatrany hatrany. [2.332#35]
12  Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472#18]
Vocabulary  13  Economy: agriculture
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ambolena
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21