|
|
|
|

Entry 1  ambinina
Root  2 ambina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana [1.1]
Explanations in English  9 to be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate. [1.2]
Examples  10  mikely aina ihany fa tsy ambinina, dia hampisamborina fa havan' ory; [2.346#34]
11  Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra amin' ny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory. [1.381#]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 Ambinany, ambinina

Updated on 2026/04/21