|
|
|
|

Entry 1  ambela
Root  2 vela
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady?
9 Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy
10 Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy
11 Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa
12 Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ
13 Omena lalana: Avelao kely aho handeha
14 Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [1.1]
Synonyms  15 avela

Updated on 2026/04/22