|
|
|
|

Entry 1  amatorana
Root  2 fatotra
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in English  [1.2]
Examples  8  Ny lohabao kosa dia kofehy no amatorana azy amin' ny fantaka mba hahazoana manenjana na mana-ketraka ny tenona araka izay ilana azy. [2.436#]
9  Samia mamoaka ny tadiny avy, dia afatory tanana ivoho tsirairay avy ireo, ary ny lanin' ny tady amatorana azy dia tazony eny an-tananareo. [2.357#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  amatorana, 11 manaratoa

Updated on 2026/04/21