|
|
|
|

Entry 1  amalona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  6 Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1]
Explanations in English  7 an eel. [Mal. malany(?).] [1.2]
8 an eel [1.7]
Explanations in French  9 anguille [1.3, 1.8]
Examples  10  olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. [2.48]
Vocabulary  11  Zoology: fishes
Combinations  12  27 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word amalona
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 amalano, amalona, 15 manoala

Updated on 2026/04/21