|
|
|
|

Entry (1/4) 1  aloka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
20 Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
Explanations in English  21 a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
22 [Provincial] An umbrella, a parasol. See tandindona [1.2]
23 shelter; shade, shadow [1.7]
Explanations in French  24 abri; ombre [1.8]
25 image, ombre [1.13]
Examples  26  Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470#102]
27  Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324]
Combinations  28  14 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word aloka
Proverbs  29  Proverbs containing that word

Entry (2/4) 30  aloka
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32 [Betsileo] matoatoa [1.78]
33 Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]

Entry (3/4) 34  alòka
Root  35 loka
Part of speech  36  passive verb
Morphology 
37  Present :
38  Past :
39  Future :
40  Imperative :
Explanations in Malagasy  41 Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]

Entry (4/4) 42  aloka
Root  43 loka
Part of speech  44  passive verb
Explanations in Malagasy  45 Atsipy, atoraka, alefa [1.1]

Anagrams  46 akalo, aloka, alòka, 47 lakao, 48 laoka, 49 loaka, 50 olaka

Updated on 2026/08/14