|
|
|
|

Entry 1  alofo
Root  2 lofo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin' ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona [1.1]
Examples  9  Manavinavy aho ity, ka raha tahiny aho dia lasa, dia afeno ato Ambatomanoina, ary ataovy ho ny omby alofo ahy afa-tsy izay omen' ny olona. [1.436#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21