|
|
|
|

Entry 1  alevina
Root  2 levina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala
9 Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana [1.1]
Explanations in English  10 to be buried [1.7]
Explanations in French  11 qu'on enterre [1.8]
Examples  12  Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina. [2.508#]
13  Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy. [2.424#]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alevina
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  alevina, 16 avelany, 17 ivelana

Updated on 2026/04/21