|
|
|
|

Entry 1  alelalela
Root  2 lelalela
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Arehitra midedadeda: Aza alelalela toy izao ny afo
9 Asaina na avela mikiakiaka: Aza alelalela ireo ankizy ireo fa mankarenin-tsofina [1.1]

Updated on 2026/04/19