|
|
|
|

Entry 1  aleha
Root  2 leha
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra
9 andehanana: Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany [1.1]
Examples  10  Ny sisiny hatrany no aleha. [2.117#]
11  Izay aleha ity maneno sahona daholo! [2.4#]
12  Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny aleha? [1.369#]
Combinations  13  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word aleha
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 ahela, aleha, 16 Elaha, 17 haela

Updated on 2026/04/21