| Entry | 1 alatsaka |
| Root | 2 latsaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo
9 Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo 10 Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky? 11 Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia [1.1] |
| Explanations in English |
12 to be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered
[1.2] 13 to be cast down; to be enrolled [1.7] |
| Explanations in French |
14 qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose
[1.8] |
| Combinations | 15 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word alatsaka |
| Updated on 2026/04/19 |
|