|
|
|
|

Entry 1  alamina
Root  2 lamina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto
9 Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy [1.1]
Explanations in English  10 to be arranged, to be set in order [1.2]
Examples  11  alamina sy diovina ny manodidina. [2.117#]

Anagrams  alamina, 12 lamaina, 13 malaina, 14 mianala

Updated on 2026/04/19