|
|
|
|

Entry1 akohokely
Elementary words  2akoho, 3kely
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5Zanak' akoho mbola kely. [1.1]
Explanations in English  6A chicken.. [1.2]
Examples  7 Nikiakiaka ilay akohokely niantso ny reniny. [2.298#]
8 Diso lalàna ny akohokely anankiray indray andro. [2.332#]
Vocabulary  9 Zoology: birds 10 Economy: breeding, farming
Proverbs  11 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02