|
|
|
|

Entry 1  akobaka
Root  2 kobaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Hazo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika
9 Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka [1.1]
Explanations in English  10 to be agitated (of water) [1.7]
Explanations in French  11 qu'on agite [1.8]

Anagrams  akobaka, 12 kaboaka

Updated on 2026/04/19