|
|
|
|

Entry 1  akepoka
Root  2 kepoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina mikepoka, mikarepoka: Ny nify anoloana no nakepony ny taolana fa tsy ny vazana, ka tsy nahalaitra
9 Hanina, lanina: Nakepony ny volako dia tsy niverina izy [1.1]

Anagrams  10 akapoke, akepoka, 11 akopake, 12 kapoake

Updated on 2026/04/19