|
|
|
|

Entry 1  akapoka
Root  2 kapoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika
9 Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany [1.1]
Examples  10  Nony azo ny sahona efatra dia vonoina, akapoka eny ambony vatolampy. [2.356#]
11  fa raha ady tombon-tànana kosa, dia ny akapoka sy ny atoto ny fahavalo no mety aminy. [2.588#]

Anagrams  akapoka, 12 akopaka, 13 kapaoka, 14 kapoaka

Updated on 2026/04/19