| Entry | 1 aingitraingitra |
| Root | 2 aingitra |
| Part of speech | 3 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
5 Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra
[1.1] |
| Explanations in English |
6 capricious desires
[1.7] |
| Explanations in French |
7 désirs capricieux, caprices
[1.8] |
| Examples |
8 Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany
[2.472]
|
| Vocabulary | 9 Emotions |
| Updated on 2026/04/19 |
|