|
|
|
|

Entry 1  ahotsaka
Root  2 hotsaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1]
Explanations in French  9 à tremper dans, à imbiber dans [1.3]
Examples  10  Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony. [2.470#117]

Anagrams  ahotsaka, 11 akatsaho, 12 sahotaka

Updated on 2026/04/19