| Entry | 1 ahorona |
| Root | 2 horona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy
9 Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron' ny olona ny vary, omby aman' ondry 10 Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny tovolahy ~ Nahoron' ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano 11 Baboina: Nahoron' ny fanjakana ny fananan' ilay mpamadika [1.1] |
| Explanations in English |
12 to be rolled up
[1.7] |
| Explanations in French |
13 qu'on roule, qu'on enroule, ramasse; qu'on confisque
[1.8] |
| Examples |
14 Ny salakako raha ahorona, hoatra ny totohondry;
[2.69#]
|
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | ahorona, 16 anoharo, 17 orohana |
| Updated on 2026/04/21 |
|