|
|
|
|

Entry 1  ahodinkodina
Root  2 hodinkodina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Tsy azo ahodinkodina mihitsy ny fananana sy ny vola na an' ny Fanjakana na an' ny vondrom-bahoaka sosialista. [2.114#]
8  Dia ahodinkodina manisina (manara-tsisina) izay fiainana an-kapobeny eo ny resaka, sady miara-misotro eo izay zavatra naroson' ny tompontrano izy rehetra: mpamangy sy vangiana. [2.245#]

Updated on 2026/04/19