|
|
|
|

Entry (1/2) 1  ahitsy
Root  2 hitsy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ
9 Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1]
Explanations in French  10 qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3#253]
Examples  11  Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245#71]

Entry (2/2) 12  ahitsy
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 [Tanosy] ahitra [1.10#A.95]
Explanations in French  15 [Tanosy] Équivalent de ahitra [1.196]
Vocabulary  16  Botany

Anagrams  ahitsy, 17 sitahy, 18 tsiahy

Updated on 2026/04/19