|
|
|
|

Entry 1  ahavelomana
Root  2 velona
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  nefa nomeko setriny lehibe fa tsy vola ihany no antony ahavelomako. [2.643#195]
8  fa i Pelasinina izay niraikan'ny lohako, izay ohatry ny namolavola ahy hahazahoako izao kiry mbola ahavelomako izao no hany nahalala ny tapata paky ny tantarako. [2.895#143]
Combinations  9  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ahavelomana

Updated on 2026/04/19