|
|
|
|

Entry 1  ahatazanana
Root  2 tazana
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Ny andrefana no ahatazanana an' Iavoko, tendrombohitra vokoka nitahiry afo fahizay. [2.499#39]
8  Koa tamin'izao trano lehibe rihan-droa misy lavarangana kely eo andrefan-trano izao no nahatazanany an-dRazaimalala. [2.324]
9  Efa hatramin' ny fahazazako no nahatazanako io nosy kely io sy naniriako ny hahita izay ao aminy, fa tsy nety tanteraka izany fikasana izany. [2.471#51]
10  Teo an-kilan' ny trano no nisy ny fahitr' omby, izay nahatazanan' izy telo lahy mpiasa roa lahy mitondra langilangy mivezivezy eo anoloan' ny vavahady. [2.472#212]

Updated on 2026/04/19