|
|
|
|

Entry 1  ahantona
Root  2 hantona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty
9 Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha [1.1]
Explanations in English  10 to be hung or suspended; to be hanged [1.7]
Explanations in French  11 qu'on pend, qu'on suspend [1.8]
Examples  12  dia ahantona eo amin' ny talaom-varavarambe. [2.857#]
13  ny rambony kosa dia ahantona ao ambonin' ny maty. [2.436#]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ahantona
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  ahantona, 16 tananaho, 17 tohanana

Updated on 2026/04/21