| Entry | 1 ahahaka |
| Root | 2 hahaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Aparitaka: Aza ahahaka ny vary
9 Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany 10 Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy 11 Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1] |
| Explanations in English |
12 to be scattered
13 fig. to be vilified, to be reproached. [1.2] 14 to be scattered [1.7] |
| Explanations in French |
15 qu'on répand, qu'on éparpille
[1.8] |
| Examples |
16 Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka;
[2.436#]
|
| Combinations | 17 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ahahaka |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|