|
|
|
|

Entry 1  afangaro
Root  2 fangaro
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [1.62]
Examples  9  afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
10  Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1]
11  Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1]
12  Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313#]

Anagrams  afangaro, 13 afarango

Updated on 2026/04/19