|
|
|
|

Entry 1  afafy
Root  2 fafy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ
9 Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy [1.1]
Explanations in English  10 to be sown. Used of that which is cast, as the seed. [1.2]
Examples  11  Rehefa tsy afafy ny masomboly dia atsatoka. [2.117#]
12  sasany koa ny nonony dia afafy miakatra koa. [1.353#]
13  Tsy vola afafy tany tsy akory ny vola omeina an' i Jesosy. [2.649#]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word afafy
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  afafy, 16 fiafa

Updated on 2026/04/21