| Entry | 1 aely |
| Root | 2 ely |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako
9 Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be scattered, to be disseminated
[1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt>
[1.8] |
| Examples |
12 Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
[2.508#]
|
| Anagrams | aely, 13 elay, 14 Elia |
| Updated on 2026/04/19 |
|