| Entry (1/2) | 1 adanadana |
| Root | 2 danadana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Atao midanadana, mivoha mibanabana: Adanadanao ny varavarana
[1.1] |
| Explanations in English |
9 used of a door, box, cupboard, etc., opened wide
[1.2] 10 to be opened wide [1.7] |
| Explanations in French |
11 A ouvrir, qu'on ouvre
[1.3#95] 12 qu'on ouvre en grand [1.8] |
| Examples |
13 Hany hery, nadanadanako ny varavarana, ary ny hazavana niditra kely avy any alatrano no mba nahitako ratsy ny tao an-trano.
[2.4#46]
14 Tsy namaly ilay mamba goavambe fa ny vavany no nadanadanay , saingy hadinony ny nanakombona azy nony avy nanoaka izy. [2.5#10] |
| Entry (2/2) | 15 adanadana |
| Root | 16 adana |
| Part of speech | 17 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
20 [duplicatif diminutif]
[1.3#2] |
| Anagrams | adanadana, 21 añadañada |
| Updated on 2026/04/19 |
|