|
|
|
|

Entry 1  adaboka
Root  2 daboka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay [1.1]
Explanations in English  9 used of that which is thrown down violently [1.2]
Explanations in French  10 Qu'on jette en bas, qu'on rosse [1.3]
Examples  11  Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina. [2.436#]
12  adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka. [2.606#]
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word adaboka

Anagrams  adaboka, 14 boadaka

Updated on 2026/04/19